4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ankalazaina (tononkira ho an'i neny) - Kelly Rajerison

Ankalazaina ny andro anio ho an’ny fahatsiarovana anao

Loharanon’ny fiainana ianao, itarainana

Ankalazaina ao ampoko ao amin’ny fomba tsotra sy madio

Raiso re ny hira tsara indrindra atolotro anao



Fiv : Fahatsiarovana ihany izany

Tsy ho arahin’alahelo na tomany

Ankalazaiko ampoko ao

sy milamina ny fahatsiarovako anao

amin’ny andro iray toy izao, toy izao.



Fa raha ny feonao no nandrotsirotsy nahitako tory fahizay

Ny tratranao no bodofotsy niaro hafanàna ho ahy

Fa ianao no renin’ny fitiavana nandrandraiko hatramin’izay

Raiso re ny hira tsara indrindra atolotro anao.

Partager ankalazaina (tononkira ho an'i neny)

Commenter ankalazaina (tononkira ho an'i neny)

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kelly Rajerison